plt_tn/act/20/25.md

20 lines
1.1 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra
Nanohy niresaka tamin'ireo loholona Efesianina i Paoly.
# izay nanambarako ny fanjakana, no tsy hahita ny tarehiko intsony.
Eto ny "fanjakana" dia manondro ny fitondran'Andriamanitra amin'ny maha mpanjaka Azy. DH: "izay nitoriako ny momba ny fanjakan'Andriamanitra ho mpanjaka" na "izay nitoriako momba ny fomba hanehoan'Andriamanitra ny tenany ho mpanjaka"
# tsy hahita ny tarehiko intsony.
Ny teny "tarehy" dia maneho ny vatan'i Paoly. DH: "Tsy ahita ahy intsony eto amin'ity tany ity"
# izaho dia tsy manan-tsiny amin'ny ràn'ny olona
Eto ny "rà" dia manambara ny fahafatesan'ny olona, izay amin'ity tranga ity, dia tsy fahafatesana ara-batana fa fahafatesana ara-panahy rehefa manondro ny olona iray ho meloka nohony fahotana Andriamanitra. Nolazain'i Paoly tamin'izy ireo ny fahamarinan'Andriamanitra. DH: "Izaho dia tsy tompon'andraikitra amin'izay homen'Andriamanitra tsiny noho ny fahotana satria tsy nahatoky an'i Jesosy izy ireo"
# Fa tsy nafeniko taminareo ny fanambarana ny sitrapon'Andriamanitra rehetra
Satria tsy nangina aho ary nanambara taminareo." DH: "Fa efa nanambara taminareo aho"