plt_tn/act/17/24.md

24 lines
905 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# izao tontolo izao
Amin'ny ankapobeny ny "izao tontolo izao" dia manondro ny lanitra sy ny tany ary ny zava-drehetra ao aminy.
# satria Tompo
"satria izy no Tompo." Eto ny "izy" dia miresaka momba ilay andriamanitra tsy fantatra anarana voalaza ao amin'ny 17:22 izay hazavain'i Paoly fa izy no Tompo Andriamanitra.
# Tompon'ny lanitra sy ny tany Izy
Ny teny hoe "lanitra" sy "tany" dia ampiasaina miaraka mba midika hoe zavona sy zavatra rehetra any an-danitra sy ety an-tany.
# Na izy tsy notompoina tamin'ny tanan'olona
Ny "fanompoana" eto dia manana ny hevitry ny dokotera manasitrana marary iray mba hahasalama tsara ilay marary. DH: "Na ny tànan'ny olona aza tsy mikarakara azy"
# tamin'ny tanan'olona
Eto ny "tanana" dia manambara ny olona iray manontolo. DH: "Tamin'ny olombelona"
# satria izy tenany
"satria izy tenany mihitsy." Ny teny hoe "tenany" dia manampy amin'ny fanamafisana.