plt_tn/act/13/16.md

48 lines
1.4 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra
Nanomboka ny lahateniny tamin'ireo izay tao amin'ny synagogan'i Antiokia any Pisidia i Paoly. Manomboka niresaka momba ny zava-nitranga teo amin'ny tantaran'ny Isiraely izy.
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Ny teny voalohany hoe "izy" dia manondro an'i Paoly. Ny teny faharoa hoe "Izy" dia manondro an'Andriamanitra.
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Ny teny hoe "antsika" dia manondro an'i Paoly sy ireo Jiosy hafa.
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Ny teny "izy ireo" sy "azy ireo" dia manondro ireo Israelita.
# nanao fihetsika tamin'ny tanany
DH: "nanetsika ny tanany mba hampisehoana fa hiteny izy"
# ianareo izay manome voninahitra an'Andriamanitra
Izany dia manondro ireo Jentilisa izay niova fo amin'ny Jodaisma. DH: "Ianareo izay tsy Israelita kanefa midera an'Andriamanitra"
# Ny Andriamanitry ny olon'Israely
"Ilay Andriamanitra izay hivavahan'ny olon'Israely"
# raintsika
"ireo Jiosy razambentsika
# nampitombo isa ny olona
"nahatonga azy ireo ho maro an'isa"
# tamin'ny fanandratana ny sandriny
Ïzany dia manondro ny herin'Andriamanitra. DH: "tamin'ny hery lehibe"
# hivoaka tao
"hivoaka tao amin'ny tanin'i Egypta"
# nandeferany azy ireo
ny dikany izany dia "nandefitra izy". Ny dikanteny sasany dia manana teny hafa izay midika hoe "nikarakara azy ireo". DH: "Niaritra ny tsy fankatoavany Andriamanitra" na "nikarakara azy ireo Andriamanitra"