# Fampifandraisana ny foto-kevitra Nanomboka ny lahateniny tamin'ireo izay tao amin'ny synagogan'i Antiokia any Pisidia i Paoly. Manomboka niresaka momba ny zava-nitranga teo amin'ny tantaran'ny Isiraely izy. # Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Ny teny voalohany hoe "izy" dia manondro an'i Paoly. Ny teny faharoa hoe "Izy" dia manondro an'Andriamanitra. # Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Ny teny hoe "antsika" dia manondro an'i Paoly sy ireo Jiosy hafa. # Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Ny teny "izy ireo" sy "azy ireo" dia manondro ireo Israelita. # nanao fihetsika tamin'ny tanany DH: "nanetsika ny tanany mba hampisehoana fa hiteny izy" # ianareo izay manome voninahitra an'Andriamanitra Izany dia manondro ireo Jentilisa izay niova fo amin'ny Jodaisma. DH: "Ianareo izay tsy Israelita kanefa midera an'Andriamanitra" # Ny Andriamanitry ny olon'Israely "Ilay Andriamanitra izay hivavahan'ny olon'Israely" # raintsika "ireo Jiosy razambentsika # nampitombo isa ny olona "nahatonga azy ireo ho maro an'isa" # tamin'ny fanandratana ny sandriny Ïzany dia manondro ny herin'Andriamanitra. DH: "tamin'ny hery lehibe" # hivoaka tao "hivoaka tao amin'ny tanin'i Egypta" # nandeferany azy ireo ny dikany izany dia "nandefitra izy". Ny dikanteny sasany dia manana teny hafa izay midika hoe "nikarakara azy ireo". DH: "Niaritra ny tsy fankatoavany Andriamanitra" na "nikarakara azy ireo Andriamanitra"