plt_tn/act/10/44.md

32 lines
849 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# nilatsaka tamin'ireo rehetra izay nihaino ny hafany ny Fanahy Masina
Eto ny teny "nilatsaka" dia midika hoe "nipoitra tampoka." DH: "tonga tampoka ny Fanahy Masina"
# 'ireo rehetra izay nihaino
Eto ny "rehetra" dia manondro ireo Jentilisa izay nihaino an'i Petera tao an-trano.
# Ireo olona tao anatin'ny vondron'ny mpino voafora
Izany dia fomba iray hafa hiantsoina ireo mpino Jiosy.
# ny fanomezan'ny Fanahy Masina
Izany dia manondro ny Fanahy Masina tenany ihany izay nomena azy ireo.
# 'ny Fanahy Masina dia narotsaka
DH: "Andriamanitra dia nandrotsaka ny Fanahy Masina"
# narotsaka
Ny Fanahy Masina dia noraisina tahaka ny zavatra izay narotsaka tamin'ireo olona.
# ny fanomezana
"fanomezana maimaimpoana"
# ho an'ny Jentilisa ihany koa
Eto ny teny "ihany koa" dia manazava fa ny Fanahy Masina dia efa nomena ireo mpino Jiosy.