# nilatsaka tamin'ireo rehetra izay nihaino ny hafany ny Fanahy Masina Eto ny teny "nilatsaka" dia midika hoe "nipoitra tampoka." DH: "tonga tampoka ny Fanahy Masina" # 'ireo rehetra izay nihaino Eto ny "rehetra" dia manondro ireo Jentilisa izay nihaino an'i Petera tao an-trano. # Ireo olona tao anatin'ny vondron'ny mpino voafora Izany dia fomba iray hafa hiantsoina ireo mpino Jiosy. # ny fanomezan'ny Fanahy Masina Izany dia manondro ny Fanahy Masina tenany ihany izay nomena azy ireo. # 'ny Fanahy Masina dia narotsaka DH: "Andriamanitra dia nandrotsaka ny Fanahy Masina" # narotsaka Ny Fanahy Masina dia noraisina tahaka ny zavatra izay narotsaka tamin'ireo olona. # ny fanomezana "fanomezana maimaimpoana" # ho an'ny Jentilisa ihany koa Eto ny teny "ihany koa" dia manazava fa ny Fanahy Masina dia efa nomena ireo mpino Jiosy.