forked from WA-Catalog/plt_tn
849 B
849 B
nilatsaka tamin'ireo rehetra izay nihaino ny hafany ny Fanahy Masina
Eto ny teny "nilatsaka" dia midika hoe "nipoitra tampoka." DH: "tonga tampoka ny Fanahy Masina"
'ireo rehetra izay nihaino
Eto ny "rehetra" dia manondro ireo Jentilisa izay nihaino an'i Petera tao an-trano.
Ireo olona tao anatin'ny vondron'ny mpino voafora
Izany dia fomba iray hafa hiantsoina ireo mpino Jiosy.
ny fanomezan'ny Fanahy Masina
Izany dia manondro ny Fanahy Masina tenany ihany izay nomena azy ireo.
'ny Fanahy Masina dia narotsaka
DH: "Andriamanitra dia nandrotsaka ny Fanahy Masina"
narotsaka
Ny Fanahy Masina dia noraisina tahaka ny zavatra izay narotsaka tamin'ireo olona.
ny fanomezana
"fanomezana maimaimpoana"
ho an'ny Jentilisa ihany koa
Eto ny teny "ihany koa" dia manazava fa ny Fanahy Masina dia efa nomena ireo mpino Jiosy.