plt_tn/act/10/09.md

40 lines
1.4 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra
Mivadika any amin' Kornelio ny tantara mba hilazana antsika izay nataon'Andriamanitra niaraka tamin'i Petera.
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Eto ny teny "izy ireo"dia manondro an'ireo mpanompo roa an'i Kornelio sy ilay miaramila teo ambanin'ny baikony.
# nanodidina ny ora faha-enina
"nanodidina ny folak'andro"
# niakatra teny ambony tafon-trano
Ny tafon'ireo dia fisaka ary matetika ireo olona no manao karazana hetsika maro eny.
# mbola teo am-pandrahoana sakafo ny olona
"mialohan'ny nahamasaka ny sakafo"
# nahita fahitana izy
"nomen'Andriamanitra fahitana izy" na "nanana fahitana izy"
# nahita ny lanitra nisokatra
Io no fiantombohan'ny fahitan'i Petera. Izany dia azo atao fehezanteny vaovao.
# toy ny lamba be midina ety an-tany, ampidinina amin'ny zorony efatra
Ilay fitoerana ireo biby dia nanana endrika toy ny lamba manana zorony efatra
# ampidinina amin'ny zorony efatra
"niaraka tamin'ireo zorony efatra izay niantona" na "niaraka tamin'ireo zorony efatra izay avo mihoatra ny ambony"
# karazam-biby manan-tongotra efatra sy zavatra izay mandady rehetra eto an-tany, ary ny voron'ny lanitra
biby manan-tongotra ... voron'ny lanitra- Raha ny valintenin'i Petera ao amin'ny andininy manaraka dia mety azo nadika fa ny lalàn'i Mosesy dia nandidy ireo Jiosy mba tsy hinana ny sasany amin'izy ireo. DH: "biby aman-borona izay noraran'ny lalàn'i Mosesy tsy hoanin'ireo Jiosy"