# Fampifandraisana ny foto-kevitra Mivadika any amin' Kornelio ny tantara mba hilazana antsika izay nataon'Andriamanitra niaraka tamin'i Petera. # Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Eto ny teny "izy ireo"dia manondro an'ireo mpanompo roa an'i Kornelio sy ilay miaramila teo ambanin'ny baikony. # nanodidina ny ora faha-enina "nanodidina ny folak'andro" # niakatra teny ambony tafon-trano Ny tafon'ireo dia fisaka ary matetika ireo olona no manao karazana hetsika maro eny. # mbola teo am-pandrahoana sakafo ny olona "mialohan'ny nahamasaka ny sakafo" # nahita fahitana izy "nomen'Andriamanitra fahitana izy" na "nanana fahitana izy" # nahita ny lanitra nisokatra Io no fiantombohan'ny fahitan'i Petera. Izany dia azo atao fehezanteny vaovao. # toy ny lamba be midina ety an-tany, ampidinina amin'ny zorony efatra Ilay fitoerana ireo biby dia nanana endrika toy ny lamba manana zorony efatra # ampidinina amin'ny zorony efatra "niaraka tamin'ireo zorony efatra izay niantona" na "niaraka tamin'ireo zorony efatra izay avo mihoatra ny ambony" # karazam-biby manan-tongotra efatra sy zavatra izay mandady rehetra eto an-tany, ary ny voron'ny lanitra biby manan-tongotra ... voron'ny lanitra- Raha ny valintenin'i Petera ao amin'ny andininy manaraka dia mety azo nadika fa ny lalàn'i Mosesy dia nandidy ireo Jiosy mba tsy hinana ny sasany amin'izy ireo. DH: "biby aman-borona izay noraran'ny lalàn'i Mosesy tsy hoanin'ireo Jiosy"