plt_tn/3jn/01/09.md

36 lines
976 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Ny teny hoe "anay" dia manondro an'i Jaona sy ireo niaraka taminy ary tsy anisany i Galo.
# Fiangonana
Izany dia manondro an'i Galo ary ny vondron'ireo mpino izay miara-mivory mba hivavaka amin'Andriamanitra.
# Diotrefa
Izy dia mpikambana tao amin'ny fiangonana.
# Ilay te-ho lohany amin'izy ireo
"Ilay te ho manan-danja indrindra amin'izy ireo" na "ilay tia manao zavatra tahaka ny hoe izy no mpitarika azy ireo."
# Ny fomba nilazany zavatra mahatsiravina manohitra anay miaraka amin'ny teny ratsy
"ary ny fomba nilazany zavatra ratsy mahakasika anay izay tsy marina tokoa."
# Izy tenany
Ny teny hoe "tenany" dia manamafy fa i Diotrefa no nanao ireny zavatra ireny.
# Tsy nandray ireo rahalahy
"Tsy nandray ireo mpiray finoana."
# Nandrara ireo izay te-hanao toy izany
"Izy dia nanakana ireo izay naniry ny handray ireo mpino."
# Nandroaka azy ireo hivoaka ny fiangonana
"Ary nanery azy ireo hiala amin'ny fiangonana."