# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Ny teny hoe "anay" dia manondro an'i Jaona sy ireo niaraka taminy ary tsy anisany i Galo. # Fiangonana Izany dia manondro an'i Galo ary ny vondron'ireo mpino izay miara-mivory mba hivavaka amin'Andriamanitra. # Diotrefa Izy dia mpikambana tao amin'ny fiangonana. # Ilay te-ho lohany amin'izy ireo "Ilay te ho manan-danja indrindra amin'izy ireo" na "ilay tia manao zavatra tahaka ny hoe izy no mpitarika azy ireo." # Ny fomba nilazany zavatra mahatsiravina manohitra anay miaraka amin'ny teny ratsy "ary ny fomba nilazany zavatra ratsy mahakasika anay izay tsy marina tokoa." # Izy tenany Ny teny hoe "tenany" dia manamafy fa i Diotrefa no nanao ireny zavatra ireny. # Tsy nandray ireo rahalahy "Tsy nandray ireo mpiray finoana." # Nandrara ireo izay te-hanao toy izany "Izy dia nanakana ireo izay naniry ny handray ireo mpino." # Nandroaka azy ireo hivoaka ny fiangonana "Ary nanery azy ireo hiala amin'ny fiangonana."