plt_tn/2ti/01/15.md

28 lines
955 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# nivadika tamiko
Paoly dia miresaka momban'ny fanatsaharan'izy ireo ny fanampiana toy ny hoe niala taminy ara-batana izy iroe. Namela an'i Paoly izy ireo satria nalefan'ny fahefana tany am-ponja izy. DH: "nitsahatra nanampy ahy"
# Fizelio sy ireo Hermozena ... Onesiforo
Anaran-dehilahy ireo.
# amin'ny tokantranon'
"Amin'ny fianakaviana"
# tsy menatra tamin'ny gadrako
Eto ny hoe "gadrako" dia hevitra ambadika amin'ny hoe any am-ponja. Onesiforo dia tsy mentra hoe tany am-ponja Paoly fa tonga namangy azy matetika izy. DH: "Tsy menatra hoe tany am-ponja aho"
# Ny Tompo anie hampiseho azy ka hahitany famindram-po avy aminy
"Onesiforo anie handray ny famindram-po avy amin'ny Tompo" na "ny Tompo anie hampiseho famindram-po aminy"
# hahitany famindram-po avy aminy
Paoly dia miresaka momban'ny fiantrana toy ny hoe zavatra izay mety ho hita izany.
# amin'izany andro izany
Ity dia maneho ny andro hitsaran'Andriamanitra ny olona rehetra.