# nivadika tamiko Paoly dia miresaka momban'ny fanatsaharan'izy ireo ny fanampiana toy ny hoe niala taminy ara-batana izy iroe. Namela an'i Paoly izy ireo satria nalefan'ny fahefana tany am-ponja izy. DH: "nitsahatra nanampy ahy" # Fizelio sy ireo Hermozena ... Onesiforo Anaran-dehilahy ireo. # amin'ny tokantranon' "Amin'ny fianakaviana" # tsy menatra tamin'ny gadrako Eto ny hoe "gadrako" dia hevitra ambadika amin'ny hoe any am-ponja. Onesiforo dia tsy mentra hoe tany am-ponja Paoly fa tonga namangy azy matetika izy. DH: "Tsy menatra hoe tany am-ponja aho" # Ny Tompo anie hampiseho azy ka hahitany famindram-po avy aminy "Onesiforo anie handray ny famindram-po avy amin'ny Tompo" na "ny Tompo anie hampiseho famindram-po aminy" # hahitany famindram-po avy aminy Paoly dia miresaka momban'ny fiantrana toy ny hoe zavatra izay mety ho hita izany. # amin'izany andro izany Ity dia maneho ny andro hitsaran'Andriamanitra ny olona rehetra.