plt_tn/2sa/22/13.md

20 lines
974 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Mitohy ny hiran'i Davida ho an'i Yaveh. Mampiasa fifanindrinan-dalana io izy mba hanindriana izay lazainy.
# Avy tamin'ny tselatra teo anatrehany...tsela-pahazavana ka nanaparitaka azy ireo
Mbola manohy manoritsoritra an'i Yaveh, izay ampitahainy amin'ny tafio-drivotra, tonga mba hanavotra azy amin'ireo fahavalony i Davida. Io dia manindry ny herin'Andriamanitra sy ny hatezerany amin'ireo fahavalon'i Davida.
# Avy tamin'ny tselatra teo anatrehany no nilatsahan'ny vain'afo
Ireo mety ho heviny dia 1) "Avy ao amin'ny hazavan'ny tselatra no nandefasany vain'afo" na 2) "Avy amin'ny fahazavany no nandefasany tselatra"
# Nihiaka mafy ilay Avo Indrindra. Nandefa zana-tsipìka Izy
Manoritsoritra an'i Yaveh manao ireo fihetsika fataon'ny olona ireo i Davida.
# Nandefa zana-tsipìka Izy...nandefa tsela-pahazavana
Mampitaha ny tselatra avy amin'ny tafiotran'i Yaveh amin'ny zana-tsipìka izay ampiasain'ny miaramila i Davida.