plt_tn/2sa/07/21.md

36 lines
1.3 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Nohon'ny amin'ny teninao
Eto ny hoe "teny" dia manambara izay nampanantenain'Andriamanitra fa hataony. DH: "Noho izay nampanantenainao hatao"
# mba hahatanteraka ny tanjonao manokana
"mba hanatanteraka izay nokasainao hatao"
# tamin'ny mpanomponao
Manondro ny tenany amin'ny hoe "mpanomponao" i Davida. DH: "amiko"
# araka izay ren'ny sofinay ihany
Ny andianteny hoe "sofinay ihany" dia nampiasaina mba hanindriana. DH: "araka ny efa renay"
# izay ren'ny sofinay ihany
Eto ny hoe "-nay" dia manondro an'i Davida sy ny firenen'ny Israely. DH: "araka ny efa renay"
# Inona no firenena toa an'Israely vahoakanao, ilay firenena eto an-tany izay, nalehanao Andriamanitra sy novonjenao ho an'ny tenanao?
Mampiasa fanontaniana i Davida mba hanindriana fa tsy misy firenena hafa tahaka ny Israely. DH: "Tsy misy firenena tahaka ny Israely vahoakanao, firenena iray eto an-tany izay Ianao, Andriamanitra o, no nandeha sy namonjy tamin'ny tenanao".
# mba hanao anarana ho an'ny tenanao
Eto ny hoe "anarana" dia manambara ny lazan'i Yaveh. DH: "mba hampafantaranao ny olonao rehetra hoe iza Ianao"
# ho an'ny taninao
Eto ny hoe "tany" dia manambara ny vahoaka. DH: "ho an'ny vahoakanao"
# Nandroaka ireo firenena
Eto ny hoe "firenena" dia manambara ireo vondron'olona izay nipetraka tao Kanana.