plt_tn/2ki/14/17.md

16 lines
755 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# moa tsy efa voasoratra ao anatin'ny bokin'ny tantaran'ireo mpanjakan'i Joda ve izany?
Napetraka izany fanontaniana izany mba ho fampahatsiahivana ny mpamaky fa voarakitra an-tsoratra avokoa ireo zavatra ireo. Jereo ao amin'ny 8:22 ny fomba nandikanao izany. DH: "voasoratra ao amin'ny bokin'ny tantaran'ireo mpanjakan'i Joda avokoa izany."
# Nanao tetika hanoherana an'i Amazia tao Jerosalema izy ireo
Ny atao hoe tetika dia fikasan-dratsy an-tsokosoko hamelezana olona na zavatra iray. DH: "Nisy olona nitetika hanao ratsy an'i Amazia"
# Lakisy
Izany dia tanàna any atsimon atsinanan'i Joda.
# saingy nandefa lehilahy hanaraka azy tany Lakisy izy ireo
Nandefa lehilahy hafa mba hanaraka an'i Amazia tany Lakisy ilay lehilahy izay nanao tetika.