# moa tsy efa voasoratra ao anatin'ny bokin'ny tantaran'ireo mpanjakan'i Joda ve izany? Napetraka izany fanontaniana izany mba ho fampahatsiahivana ny mpamaky fa voarakitra an-tsoratra avokoa ireo zavatra ireo. Jereo ao amin'ny 8:22 ny fomba nandikanao izany. DH: "voasoratra ao amin'ny bokin'ny tantaran'ireo mpanjakan'i Joda avokoa izany." # Nanao tetika hanoherana an'i Amazia tao Jerosalema izy ireo Ny atao hoe tetika dia fikasan-dratsy an-tsokosoko hamelezana olona na zavatra iray. DH: "Nisy olona nitetika hanao ratsy an'i Amazia" # Lakisy Izany dia tanĂ na any atsimon atsinanan'i Joda. # saingy nandefa lehilahy hanaraka azy tany Lakisy izy ireo Nandefa lehilahy hafa mba hanaraka an'i Amazia tany Lakisy ilay lehilahy izay nanao tetika.