plt_tn/2ki/13/12.md

16 lines
885 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# ary ny heriny tamin'izay niadiany tamin'i Amazia mpanjakan'ny Joda
"ary ny hery izay nasehon'ny tafiny tamin'izy ireo niady tamin'ny tafik'i Amazia mpanjakan'i Joda"
# moa tsy efa voasoratra ao amin'ny bokin'ny tantaran'ireo mpanjakan'ny Israely ve izany?
Napetraka izany fanontaniana izany mba ho fampahatsiahivana ny mpamaky fa voarakitra an-tsoratra amin'ny boky iray hafa ireo asan'i Joahaza. Jereo ao amin'ny 1:17 ny fomba nandikanao izany fanontaniana izany. DH: "voasoratra ao amin'ny Bokin'ny tantaran'ireo mpanjakan'Israely izany."
# nodimandry tany amin'ireo razambeny i Joasy
Izany dia fomba mihaja ilazana fa maty izy.
# Jeroboama no nipetraka teo amin'ny seza fiandrianany
Eto ny hoe "nipetraka teo amin'ny seza fiandrianany" dia ilazana ny fanapahana amin'ny mahampanjaka. DH: "lasa mpanjaka nandimby azy i Jeroboama" na "nanomboka nanapaka teo amin'ny toerany"