plt_tn/2ki/11/11.md

20 lines
919 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# teo ankavanan'ny tempoly hatrany ankavia, akaikin'ny alitara sy ny tempoly
Eto dia tsy fantatra mazava ny tena hevitry ny teny hoe "trano" na tempoly na lapa. Ny dikan-teny sasany mampitovy ny lapa sy ny tempoly. Izany dikan-teny izany dia manao hoe: "teo ankavanan'ny lapa hatrany ankavian'ny lapa, akaikin'ny alitara sy ny tempoly."
# nentin'i Joiada nivoaka i Joasy zanaky ny mpanjaka
nentin'i Joiada, ilay mpisoronabe, nivoaka avy tao amin'ny efitranon'ny tempoly izay nitaizana azy sy nanafenana azy i Joasy zanak'i Ahazia mpanjaka.
# nomeny azy ny didy fanekena
"nampahafantariny azy ny bokin'ny lalàna"
# nosoran'izy ireo izy
"Nanandraraka menak'oliva teo ambony lohan'i Joasy ny mpisorona mba ho famantarana fa efa izy no mpanjaka. DH: "nandrarahany menak'oliva teo ambony lohan'i Joasy"
# Nitehaka izy ireo
Ny fitehafana dia fanehoan'ny vahoaka ny hafaliany tamin'ny nanosorana ny mpanjaka vaovao.