plt_tn/1sa/12/14.md

8 lines
362 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# matahotra ... manompoa ... ankatoavy ... aza mikomy
Ampiasaina ireo teny mitovitovy ireo mba hanindriana ny amin'ny mahazava-dehibe an'izany.
# hamely anareo ny tanan'i Yaveh, tahaka ny namelezana ireo razambenareo
Ny teny hoe "tanana" eto dia maneho ny fahefana sy fifehezan'Andriamanitra. DH: "Ho faizin'i Yaveh ianareo, tahaka ny namaizany ny razanareo: