forked from WA-Catalog/plt_tn
362 B
362 B
matahotra ... manompoa ... ankatoavy ... aza mikomy
Ampiasaina ireo teny mitovitovy ireo mba hanindriana ny amin'ny mahazava-dehibe an'izany.
hamely anareo ny tanan'i Yaveh, tahaka ny namelezana ireo razambenareo
Ny teny hoe "tanana" eto dia maneho ny fahefana sy fifehezan'Andriamanitra. DH: "Ho faizin'i Yaveh ianareo, tahaka ny namaizany ny razanareo: