# matahotra ... manompoa ... ankatoavy ... aza mikomy Ampiasaina ireo teny mitovitovy ireo mba hanindriana ny amin'ny mahazava-dehibe an'izany. # hamely anareo ny tanan'i Yaveh, tahaka ny namelezana ireo razambenareo Ny teny hoe "tanana" eto dia maneho ny fahefana sy fifehezan'Andriamanitra. DH: "Ho faizin'i Yaveh ianareo, tahaka ny namaizany ny razanareo: