plt_tn/1ki/01/38.md

24 lines
714 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Ny vahoakan'Israely manosotra an'i Solomona ho mpanjaka eo amin'Israely.
# Keretita... Peletita
Ireo dia anarana vondron'olona.
# Gihona
Ity dia anarana loharano, ilay rano madio mivoaka avy amin'ny tany.
# Naka ny tandroka misy menaka avy tao amin'ny lay
Ity dia midika ny nakan'ireo mpisorona ny tandrokin'ny biby miavaka misy menaka izay notahirizina tao amin'ny lain'i Yaveh miavaka.
# Naka ny tandroka misy menaka
Mety midika hoe 1) ny tandrokin'ny biby feno menaka oliva na 2) fitoeran-javatra izay nanoloana ny tandroka tena izy, fa mbola nantsoin'ny olona hatrany hoe tandroka. D.H: "naka ny fitoera-menaka."
# ny olona rehetra
Ity dia amin'ny ankapobeny.