# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Ny vahoakan'Israely manosotra an'i Solomona ho mpanjaka eo amin'Israely. # Keretita... Peletita Ireo dia anarana vondron'olona. # Gihona Ity dia anarana loharano, ilay rano madio mivoaka avy amin'ny tany. # Naka ny tandroka misy menaka avy tao amin'ny lay Ity dia midika ny nakan'ireo mpisorona ny tandrokin'ny biby miavaka misy menaka izay notahirizina tao amin'ny lain'i Yaveh miavaka. # Naka ny tandroka misy menaka Mety midika hoe 1) ny tandrokin'ny biby feno menaka oliva na 2) fitoeran-javatra izay nanoloana ny tandroka tena izy, fa mbola nantsoin'ny olona hatrany hoe tandroka. D.H: "naka ny fitoera-menaka." # ny olona rehetra Ity dia amin'ny ankapobeny.