plt_tn/1jn/02/07.md

28 lines
1.1 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Jaona dia manome an'ireo mpino ny fototry ny finamanana - ny fankatoavana ary ny fitiavana.
# Ry malala
"Ianareo ry olona tiako" na "Ry namana malala"
# tsy manoratra didy vaovao ho anareo aho, fa didy taloha
"Izaho manoratra ho anareo mba hifankatiavanareo, izay tsy zava-baovao fa didy taloha izay efa renareo." Jaona dia milaza ny didin'i Jesosy momba ny fifankatiavana.
# hatramin'ny fiandohana
Eto ny hoe: "fiandohana" dia maneho ny fotoana nanapahan'izy ireo hevitra fa hanaraka an'i Kristy. DH: "nanomboka tamin'ny ninoanareo an'i Kristy voalohany"
# Fa manoratra didy vaovao ho anareo aho
"Fa amin'ny fomba iray hafa ny didy soratako aminareo dia vaovao"
# izay marina ao amin'i Kristy sy ao aminareo
Eto ny teny hoe: "ao" dia midika hoe: "nohon'ny." DH: "izay marina nohon'ny nataon'i Kristy, ary noho izay nataonareo"
# ny haizina dia mandalo, fa ny fahazavana marina dia efa mamiratra
Eto ny "haizina" dia maneho ny ratsy ary ny "hazavana" dia maneho ny hatsarana. DH: "satria nitsahatra nanao ny ratsy ianareo ary manao ny tsara hatrany hatrany"