Fri Jan 24 2020 15:38:02 GMT-0500 (Eastern Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-01-24 15:38:03 -05:00
commit f94a8c9b59
21 changed files with 47 additions and 2 deletions

1
02/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Raha misy fampahereza ao amin'i Kristy, raha misy fampionogna avy ame fitiava, raha misy firaisa ame Fagnahy, raha misy fampindram-po sy fiantrà, \v 2 da tanteraho gne fifaliako, mba hiraisanareo saina, miray fitiava, miray fo, miray hevitry.

1
02/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 3 Ka magnano na ino na ino ame fitiavan-tegna na fanandratan-tegna avao. Fa amin'ny fanetren-tegna da aoka samy hagnano ny namany ho mihoatry noho gne tegnany. \v 4 Aza samy mihevitra gn'anazy evao, fa izay mahasoa gne hafa evakoa mba iteo.

1
02/05.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 5 Aoka ho ao aminareo izao saina izao, izay tao amin'i Kristy Jesosy koa.\v 6 Izay, na da nanagny gne endrik'Andriamanitra aza, da tsy nataony ho zavatry hofikiry mafy gne fitovia amin'Andriamanitra. \v 7 Fa nofoanagny gne tegnany tame nakany gne endriky gne mpanompo sy nahatongavany ho manam-pitovia ame olo. \v 8 Ary rehefa hita fa nanagn'endriky ho olo izy, da nanolotegna ka nagneky hatramin'ē fahafatesa, da ilay fahafatesa tame hazo fijalia.

1
02/09.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 9 Koa iza gne nagnandratan'Andriamanitra azy indrindra sy nanomezany azy gne agnara izay ambony noho gne agnara rehetra. \v 10 Naniny izà mba ho amin'ny anaran'i Jesosy gne handohalihan'ny lohaliky rehetra, na gne any an-danitra, na gne ety an-tany, na gne any ambanin'ny tany. \v 11 Naniny izà hagneke gne lela rehetra fa i Jesosy Kristy no Tompo, ho voninahitr'Andriamanitra Ray.

1
02/12.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 12 Koa amin'izà, ry malalako, tahaka gne nagnekenareo mandrakariva, tsy eo amin'ny fanatrehako avao fa mihoatra lavitry, fa amisia da maromaro kokoa raha tsy eo iao, miasà amin'ny tahotra sy gne tebiteby hahatanteraky gne famoje anareo. \v 13 Fa Andriamanitra no miasa ao agnatinareo na gne fikashà na gne famboara raha hahatanteraky gne sitrapony.

1
02/14.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 14 Amboaro gne raha aby ame fagnetretegna sy gne tsy fisalasala. \v 15 Mba ho tsy manan-tsigny sady tsy misy fitaky anareo, da zanak'Andriamanitra tsy mana adidy eo ame firenena meloky sy maditry, izay isehoanareo akô gne fanazava eo amin'izao tontolo izao. \v 16 Mitagna gne zakan'ē fiaigna, mba hisy hiteraterako amin'ny andron'ny Kristy, ka tsy ho nihazakazaky avao iao ary tsy very maina gne niasàko.

1
02/17.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 17 Fa na da hany ho fanatitry eo ame sorona sy gne fanompom-pinoa aza iao, da mifaly iao, ary miara-mifaly aminareo agnaby evakoa. \v 18 Ka akô izà evakoa no hifalianareo, ka miara-mifaly amiko anareo.

1
02/19.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 19 Fa manantegna an'i Jesosy Tompo iao fa agniraky an'i Timoty malaky izy hegnaty aminareo, mba hifaliako koa, rehefa fantatro gne toetranareo. \v 20 Fa tsy mana olo mitovy fagna amiko iao na dia raiky evao aza, izay hazoto hitahy anareo. \v 21 Fa izay rehetra da samy mitadia gn'anazy aby, fa tsy gne zavat'i Jesosy Kristy.

1
02/22.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 22 Izy kosa da fantatrareo fa lehilahy hita toetry, fa efa niara-nagnompo tamiko teo ame filazantsara, akô gne koboty magnompo gne rainy. \v 23 Ka izy gne antenaiko hindray malaky, rehefa hitako gne fandehan-javatry aty amiko. \v 24 Fa matoky ao amin'i Tompo iao fa gne tegnako da mbola ho avy malaky koa.

1
02/25.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 25 Nefa mandiniky iao fa tokony hampandehaniko egnaty aminareo Epafrodito, rahalahiko sady mpiray asa amiko no miaramila namako ary irakareo sy mpagnompo hanome izay nilaiko. \v 26 Fa mani- gn'anareo agnaby izy ka feno alahelo, satria efa renareo fa narary izy.\v 27 Eka, fa narary saiky maty tokoa izy, nefa Andriamanitra namindra fo taminy, ary tsy tamin'azy raiky avao,fa tamiko koa, mba tsy hanagnako alahelo ambonin'ny alahelo.

1
02/28.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 28 Koa nazoto kokoa haniraky azy iao, mba hifalianareo, rehefa hitanareo indraiky izy, ary mba ho afaky alahelo kokoa iao.\v 29 Koa raiso ao ame Tompo izy amin'ny fifaliana indrindra, ary omeo voninahitra izay olo mitovy amin'izany. \v 30 Fa saiky maty izy noho ny asan'i Kristy sady nagnano gne ainy tsy ho zavatry mba hagnefa izay tsy vitanareo tame fagnom-poa anahy.

1
03/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Farany, ry rahalahy, mifalia ao ame Tompo. Tsy manahiragny ahy ny mamerigny manoratry ireo zavatry ireny ho anareo. Ireny zavatry ireo da hiaro anareo. Mitandrema am'ireo amboa. \v 2 Mitandrema am'ireo fanapahagny rantsam-batagny.\v 3 Fa atsika gne voafora. Ary isika no manompo amen'Andremanitry. Ary atsika gne mirehareha ao amin'i Kristy Jesosy, ary tsy matoky gne nofo.

1
03/04.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 4 Na izany azaky, izaho tenako da afaky mitoky ame nofo. Raha misy olona mihavitra fa izy da manana fahatokosagny ame nofo, afaky magnano mohotry anizany aho.\v 5 Noforagny tame andro fahavalo aho, teraka tao amin'ny vahoakan'Isiraely, tao ame fokon'ny Benjamina, Hebreo tao ame Hebreo aho, araky gne lalana, da Fariseo aho

1
03/06.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 6 Tame zotom-po, da nagnenjiky gne fiangonagny aho; Raha gne ame fahamarinagny ambanin'ny lalana, da tsy nanan-tsiny aho.\v 7 Fa na ino na ino tommbony ho ahy, da noraisiko toy ne fantiantoka izany nony amin'i Kristy.

1
03/08.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 8 Raha gne tena izy, nisaiko ho faty antoka avokoa ireo zavatra rehetra ireo nony habehazan'ny fahalalana an'i Kristy Jesosy Tompo. Noho Izy da nariko gne zavatry rehetra. Heveriko fa fako aby io mba hahazoako an'i Kristy\v 9 ary da ho ita ao aminy aho.Tsy managny fahamarinagny ho ane tegnako avy ame alalany aho. Fa kosa, managny gne fahamarinagny izay tame alalan'ny gne finoagny an'i Kristy aho, fahamarinagny avy amin'Andremanitra izay mitotry ame finoagny.\v 10 Ka ankehitriny da te hafantatry azy sy herin'ny fitsanganany tame maty ary gne fiombonany amireo fijalia aho. Te hiova amin'ny alalan'i Kristy aho mba hanahaka ny fahafatesagny, \v 11 mba hahafako mahatsapa gne fitsanganagny ame maty

1
03/12.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 12 Tsy marina fa efa nandray anireo zavatry ireo sahady aho, na koa hoe tonga tanteraky aho. Fa miezaky aho mba handrombako gne nandrombahan'i Kristy Jesosy ana. \v 13 Ry rahalahy, tsy mieritreritra aho fa gne tegnako da efa nandrombaka izany. Fa misy zavatry iray: Adignoko izay agny hafara ary miezaky ho an'izay ei aloha aho.\v 14 Miezaky magnatratry gne tanjona aho mba hahazo lokan'ny antso avy agny ambony avy amin'Andremanitra ao amin'i Jesosy Kristy.

1
03/15.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 15 Isika rehetra izay matotry, aoka isika hieritreritry tahaka izany; ary raha misy eritreritrareo hafa momba zavatra rehetra, da ho abokin'Andremanitra aminareo ihany koa izany.\v 16 Kanefa na ino na ino efa tratrantsika ,aoka isika hifikitry amin'izany.

1
03/17.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 17 Aoka ho mpaka tahaky anaha, anareo ry rahalahy. Diniho akeky izay mandeha araky gne ohatra izay hitanareo ao aminay.\v 18 Maro indreo mandeha_ ireo izay efa nozakaiko anareo matetiky, ary ankehitriny aho mizaka aminareo amin-dranomaso_mitovy gne fahalavon'ny gne hazofijaliagn'i Kristy.\v 19 Fandringanagny no fiafaran'idreo. Fa gne trokiny gne andremanitriny, ary gne fireharehan'izireo da ao amen'ny fahamegnarany. Mieritreritry gne zavatr'izao tontolo izao izy.

1
03/20.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 20 Fa agny an-dagnitry gne fanjakatsika, izay hiandrasantsika Mpamonjy ihany koa, da gn'i Tompo Jesosy\v 21 Kristy. Izy da hagnovo gne vatantsika izay malemy mba ho vatagny manahaka gne vatagny feno voninahitra, izay natao tamen'ny harin'ny fahefana mba hampagneky gne zavatry rehetra ame tegnany.

View File

@ -1,5 +1,6 @@
<<<<<<< HEAD
<<<<<<< HEAD
<<<<<<< HEAD
# License
This work is made available under the Creative Commons Attribution-ShareAlike 4.0 International License (CC BY-SA). To view a copy of this license, visit [http://creativecommons.org/licenses/by-sa/4.0/](http://creativecommons.org/licenses/by-sa/4.0/) or send a letter to Creative Commons, PO Box 1866, Mountain View, CA 94042, USA.
@ -10,6 +11,8 @@ This PDF was generated using Prince (https://www.princexml.com/).
=======
=======
>>>>>>> 79137bd2e4da1e78c8f8c7cc3f4460d3b15d5ebc
=======
>>>>>>> 00b3eaf08355f75efb9ace7a1a62c4ed3fe75dd2
# License
## Creative Commons Attribution-ShareAlike 4.0 International (CC BY-SA 4.0)
@ -38,6 +41,9 @@ You do not have to comply with the license for elements of the material in the p
No warranties are given. The license may not give you all of the permissions necessary for your intended use. For example, other rights such as publicity, privacy, or moral rights may limit how you use the material.
<<<<<<< HEAD
<<<<<<< HEAD
>>>>>>> 1e6780994572d99f5b4f4ce342646dfbbc75a4bd
=======
>>>>>>> 79137bd2e4da1e78c8f8c7cc3f4460d3b15d5ebc
=======
>>>>>>> 00b3eaf08355f75efb9ace7a1a62c4ed3fe75dd2

View File

@ -34,7 +34,8 @@
"parent_draft": {},
"translators": [
"MAD133",
"MAD136"
"MAD136",
"MAD134"
],
"finished_chunks": [
"04-10",
@ -56,6 +57,25 @@
"01-20",
"01-22",
"01-25",
"01-28"
"01-28",
"02-05",
"02-09",
"02-12",
"02-17",
"02-19",
"02-22",
"02-25",
"02-28",
"03-20",
"03-15",
"03-12",
"03-01",
"03-06",
"03-08",
"03-17",
"02-01",
"02-03",
"02-14",
"03-04"
]
}