tkg_php_text_reg/03/04.txt

1 line
327 B
Plaintext

\v 4 Na izany azaky, izaho tenako da afaky mitoky ame nofo. Raha misy olona mihavitra fa izy da manana fahatokosagny ame nofo, afaky magnano mohotry anizany aho.\v 5 Noforagny tame andro fahavalo aho, teraka tao amin'ny vahoakan'Isiraely, tao ame fokon'ny Benjamina, Hebreo tao ame Hebreo aho, araky gne lalana, da Fariseo aho