\v 17 Fa na da hany ho fanatitry eo ame sorona sy gne fanompom-pinoa aza iao, da mifaly iao, ary miara-mifaly aminareo agnaby evakoa. \v 18 Ka akô izà evakoa no hifalianareo, ka miara-mifaly amiko anareo.