tkg_php_text_reg/02/14.txt

1 line
410 B
Plaintext

\v 14 Amboaro gne raha aby ame fagnetretegna sy gne tsy fisalasala. \v 15 Mba ho tsy manan-tsigny sady tsy misy fitaky anareo, da zanak'Andriamanitra tsy mana adidy eo ame firenena meloky sy maditry, izay isehoanareo akô gne fanazava eo amin'izao tontolo izao. \v 16 Mitagna gne zakan'ē fiaigna, mba hisy hiteraterako amin'ny andron'ny Kristy, ka tsy ho nihazakazaky avao iao ary tsy very maina gne niasàko.