Mon Jun 08 2020 16:50:33 GMT+0300 (E. Africa Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-06-08 16:50:34 +03:00
parent 4efc9b2ff3
commit 4e4d925b97
8 changed files with 15 additions and 7 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 10 \v 11 \v 12 \v 13 Fa rafa notondron'ny mpanapaka hitare i Paoly, de namaly Paoly hoe: "Fantatro fa anao de efa mpitsara taketo am'ty firenena ty nandritry ny taona maro, ka de faly ny tegnako magnazava aminao. Ho fantatrao fa tsy mbôla mihôtra ny rombefolo andro zay no niakarako nidera taigny Jerosalema. Rafa tazagn-jareo takao an-tempoly za, de tsy niady hevitra na tamin'iza na tamin'iza za, ary tsy namporisika ny vahôka, na tao am'reo synagoga, na tao an-tanàna. Tsy afaka magnaporofo aminao reo fiampangana ze ataony aminà am'zao fotôna zao zareo.
\v 10 Fa rafa notondron'ny mpanapaka hitare i Paoly, de namaly Paoly hoe: "Fantatro fa anao de efa mpitsara taketo am'ty firenena ty nandritry ny taona maro, ka de faly ny tegnako magnazava aminao. \v 11 Ho fantatrao fa tsy mbôla mihôtra ny rombefolo andro zay no niakarako nidera taigny Jerosalema. \v 12 Rafa tazagn-jareo takao an-tempoly za, de tsy niady hevitra na tamin'iza na tamin'iza za, ary tsy namporisika ny vahôka, na tao am'reo synagoga, na tao an-tanàna. \v 13 Tsy afaka magnaporofo aminao reo fiampangana ze ataony aminà am'zao fotôna zao zareo.

View File

@ -1 +1 @@
\v 14 \v 15 \v 16 Saingy za magneky zao aminao, araka ny fampianarana ze antsovin-jareo hoe sekta, de ôtran'zany kô no hanompoko ny Andriamanitry ny razambetsika. Za de mahatoky amin'ny daôly ze akao amin'ny lalàna sy reo vôsoratr'reo mpaminagny. Managna ny fatokisana an'Andriamanitra ôtran'reo ôla reo za, fa hisy ny fitsanganan'ny marina sy ny ratsy fagnahy amin'ny maty. Noho zany za de mizeaka mandrakariva mbô hanagna fisaignana madio akeo agnatrehan'Andriamanitra sy ny ôlombelona.
\v 14 Saingy za magneky zao aminao, araka ny fampianarana ze antsovin-jareo hoe sekta, de ôtran'zany kô no hanompoko ny Andriamanitry ny razambetsika. Za de mahatoky amin'ny daôly ze akao amin'ny lalàna sy reo vôsoratr'reo mpaminagny. \v 15 Managna ny fatokisana an'Andriamanitra ôtran'reo ôla reo za, fa hisy ny fitsanganan'ny marina sy ny ratsy fagnahy amin'ny maty. \v 16 Noho zany za de miezaka mandrakariva mbô hanagna fisaignana madio akeo agnatrehan'Andriamanitra sy ny ôlombelona.

View File

@ -1 +1 @@
\v 17 \v 18 \v 19 Ary tafaran'ny taona maro de tonga za hitondra fagnampena ho an'ny fireneko sy fagnomezana ara-bola. Rafa vitako zany, nisy Jiosy vitsivitsy avy aigny Asia natazagna anà taigny amin'ny fetin'ny fagnadiovana takao amin'ny tempoly, tsy niaraka tamin'ny vahôka na tabataba. Reo ôla reo de tokony ho akeo agnatrehanareo am'zao fotôna zao ka hitare ze hiampangan-jareo anà, raha managna ra zareo.
\v 17 Ary tafaran'ny taona maro de tonga za hitondra fagnampena ho an'ny fireneko sy fagnomezana ara-bola. \v 18 Rafa vitako zany, nisy Jiosy vitsivitsy avy aigny Asia natazagna anà taigny amin'ny fetin'ny fagnadiovana takao amin'ny tempoly, tsy niaraka tamin'ny vahôka na tabataba. \v 19 Reo ôla reo de tokony ho akeo agnatrehanareo am'zao fotôna zao ka hitare ze hiampangan-jareo anà, raha managna ra zareo.

View File

@ -1 +1 @@
\v 20 \v 21 Na kô, reo ôla reo iany no tsy tokony hitare ze tazagn-jareo tsy manjary aty aminà rafa nitsangana takeo agnolôn'ny filan-kevitry ny Jiosy za, raha tsy hoe momba ny ra raika ze nilelalelako rafa nitsangana takeo anivon-jareo za: 'Zany de mikasika ny fitsanganan'ny maty ze hitsara anà aketo agnatrehanareo gniany.'
\v 20 Na kô, reo ôla reo iany no tsy tokony hitare ze tazagn-jareo tsy manjary aty aminà rafa nitsangana takeo agnolôn'ny filan-kevitry ny Jiosy za, \v 21 raha tsy hoe momba ny ra raika ze nilelalelako rafa nitsangana takeo anivon-jareo za: 'Zany de mikasika ny fitsanganan'ny maty ze hitsara anà aketo agnatrehanareo gniany.'

View File

@ -1 +1 @@
\v 22 \v 23 Ary Feliksa, ze nampafantarina tsara momba le fampenarana. Izy de nitare hoe: "Rafa misigna avy akaigny Jerosalema i Lysia mpandidy, de hagnapa-kevitra ny amin'ny raharahanao za." Avekeo izy nandidy le kapiteny fa i Paoly de tokony hembesana, fa mbô hisy fahafahana de tsisy am'reo namany ho sakanana amin'ny fanampena ze ra ilainy.
\v 22 Ary Feliksa, ze nampafantarina tsara momba le fampenarana. Izy de nitare hoe: "Rafa misigna avy akaigny Jerosalema i Lysia mpandidy, de hagnapa-kevitra ny amin'ny raharahanao za." \v 23 Avekeo izy nandidy le kapiteny fa i Paoly de tokony hembesana, fa mbô hisy fahafahana de tsisy am'reo namany ho sakanana amin'ny fanampena ze ra ilainy.

View File

@ -1 +1 @@
\v 24 \v 25 Andro vitsivitsy tafaran'zany, de niverigna niaraka tamin'i Drosila vadiny i Feliksa, ze vevavy Jiosy, ka nalefa ho an'i Paoly izy ary naheno tamin'azy ny momba ny finoana akao amin'i Kristy Jesosy. Fa rafa niady hevitra niaraka tamin'azy i Paoly momba ny fahamarinana, fahononan-tegna, sy ny fitsarana ho avy, de lasa raiki(tatra i Feliksa ka nitare hoe: "Mandehana manomboka zao. Fa rafa managna fahafana za afarafara akao, de handefa ho an'nao."
\v 24 Andro vitsivitsy tafaran'zany, de niverigna niaraka tamin'i Drosila vadiny i Feliksa, ze vevavy Jiosy, ka nalefa ho an'i Paoly izy ary naheno tamin'azy ny momba ny finoana akao amin'i Kristy Jesosy. \v 25 Fa rafa niady hevitra niaraka tamin'azy i Paoly momba ny fahamarinana, fahononan-tegna, sy ny fitsarana ho avy, de lasa raiki(tatra i Feliksa ka nitare hoe: "Mandehana manomboka zao. Fa rafa managna fahafana za afarafara akao, de handefa ho an'nao."

View File

@ -1 +1 @@
\v 26 \v 27 Nandritran'zany fotôna zany iany, de nagnentagna izy fa hagnome vola an'azy i Paoly, hono zany de nandefa ho an'azy matetika izy ary nikoragna tamin'azy. Fa rafa afaka roa taona, de lasana governora nandimby an'i Feliksa i Porsio Festosy, saingy Feliksa te hahazo sitraka tam'reo Jiosy, de navelany ho hambesana fôgna i Paoly.
\v 26 Nandritran'zany fotôna zany iany, de nagnentagna izy fa hagnome vola an'azy i Paoly, hono zany de nandefa ho an'azy matetika izy ary nikoragna tamin'azy. \v 27 Fa rafa afaka roa taona, de lasana governora nandimby an'i Feliksa i Porsio Festosy, saingy Feliksa te hahazo sitraka tam'reo Jiosy, de navelany ho hambesana fôgna i Paoly.

View File

@ -406,6 +406,14 @@
"24-01",
"24-04",
"24-07",
"24-10",
"24-14",
"24-17",
"24-20",
"24-22",
"24-24",
"24-26",
"25-title",
"25-01",
"25-04",
"25-06",