plt-x-sihanaka_act_text_reg/24/14.txt

1 line
497 B
Plaintext

\v 14 Saingy za magneky zao aminao, araka ny fampianarana ze antsovin-jareo hoe sekta, de ôtran'zany kô no hanompoko ny Andriamanitry ny razambetsika. Za de mahatoky amin'ny daôly ze akao amin'ny lalàna sy reo vôsoratr'reo mpaminagny. \v 15 Managna ny fatokisana an'Andriamanitra ôtran'reo ôla reo za, fa hisy ny fitsanganan'ny marina sy ny ratsy fagnahy amin'ny maty. \v 16 Noho zany za de miezaka mandrakariva mbô hanagna fisaignana madio akeo agnatrehan'Andriamanitra sy ny ôlombelona.