Mon Jun 08 2020 16:48:30 GMT+0300 (E. Africa Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-06-08 16:48:31 +03:00
parent b365a2e782
commit 4efc9b2ff3
4 changed files with 6 additions and 3 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 1 \v 2 \v 3 Tafaran'ny dimy andro, Ananiasy le mpisorogna be, reo lôholona sasagny, ary mpikabary antsovina hoe Tertylo de nande taigny. Reo leila reo de nitondra fiampangana an'i Paoly takeo agnolôn'ny governora. Rafa nitsangana takeo agnolôn'ny governora i Paoly, de nanomboka niampanga an'azy i Tertylo ka nitare tamin'ny governora hoe: "Noho anao de managna fiadanana gedabe zahay, ary ny fahitanao de mitondra fagnovana tsara akeo amin'ny firenenay; ka am-pankasitrahana tanteraka no handraisanay ny ra daôly ze ataonao, ry Feliksa tsara ndrindra.
\c 24 \v 1 Tafaran'ny dimy andro, Ananiasy le mpisorogna be, reo lôholona sasagny, ary mpikabary antsovina hoe Tertylo de nande taigny. Reo leila reo de nitondra fiampangana an'i Paoly takeo agnolôn'ny governora. \v 2 Rafa nitsangana takeo agnolôn'ny governora i Paoly, de nanomboka niampanga an'azy i Tertylo ka nitare tamin'ny governora hoe: "Noho anao de managna fiadanana gedabe zahay, ary ny fahitanao de mitondra fagnovana tsara akeo amin'ny firenenay; \v 3 ka am-pankasitrahana tanteraka no handraisanay ny ra daôly ze ataonao, ry Feliksa tsara ndrindra.

View File

@ -1 +1 @@
\v 4 \v 5 \v 6 Mbô tsy hitanako an'nareo ela lôtra, de mangataka fotôna vetika aminareo za mbô hitaino anà am-pitonena. Fa io leila io de tazagnay fa mpagnakotaba ary raika ze nitazika ny Jiosy daôly manerana zao tontolo zao hikomy. Izy no mpitarika sekta Nazarena. Ary izy iany kô no niezaka ny handoto ny tempoly, ka de nosamborinay izy. (Fagnamarihana: Reo antontan-taratasy talô de nagnampy hoe: "Tenay ho tsaraina araka ny lalàna izy.")
\v 4 Mbô tsy hitanako an'nareo ela lôtra, de mangataka fotôna vetika aminareo za mbô hitaino anà am-pitonena. \v 5 Fa io leila io de tazagnay fa mpagnakotaba ary raika ze nitazika ny Jiosy daôly manerana zao tontolo zao hikomy. Izy no mpitarika sekta Nazarena. \v 6 Ary izy iany kô no niezaka ny handoto ny tempoly, ka de nosamborinay izy. (Fagnamarihana: Reo antontan-taratasy talô de nagnampy hoe: "Tenay ho tsaraina araka ny lalàna izy.")

View File

@ -1 +1 @@
\v 7 \v 8 \v 9 (Fagnamarihana: "Reo antontan-taratasy talô de ahitana akao amin'ny andininy faha fito 7 hoe: "Fa Lysia, mpiandraikitra, tonga ary niaka an'azy an-keriny takeo an-tagnanay.") Rafa magnontany an'i Paoly mikasika regny ra daôly regny anao, de ho fantatrao ny mikasika regny fiampangana nataonay momba an'azy regny." (Fagnamarihana: Reo antontan-taratasy talô de nagnampy akao amin'ny tapagny vôlôny amin'ny andinin'ny faha vaol 8 hoe: "Nandefa an'nay takeo aminao.") Reo Jiosy iany kô de nagnampy trotraka regny fiampangana regny ary nagnamafy fa marina avokô regny.
\v 7 (Fagnamarihana: "Reo antontan-taratasy talô de ahitana akao amin'ny andininy faha fito 7 hoe: "Fa Lysia, mpiandraikitra, tonga ary niaka an'azy an-keriny takeo an-tagnanay.") \v 8 Rafa magnontany an'i Paoly mikasika regny ra daôly regny anao, de ho fantatrao ny mikasika regny fiampangana nataonay momba an'azy regny." (Fagnamarihana: Reo antontan-taratasy talô de nagnampy akao amin'ny tapagny vôlôny amin'ny andinin'ny faha vaol 8 hoe: "Nandefa an'nay takeo aminao.") \v 9 Reo Jiosy iany kô de nagnampy trotraka regny fiampangana regny ary nagnamafy fa marina avokô regny.

View File

@ -403,6 +403,9 @@
"23-31",
"23-34",
"24-title",
"24-01",
"24-04",
"24-07",
"25-01",
"25-04",
"25-06",