diff --git a/24/01.txt b/24/01.txt index 199d8f1..265cccc 100644 --- a/24/01.txt +++ b/24/01.txt @@ -1 +1 @@ -\v 1 \v 2 \v 3 Tafaran'ny dimy andro, Ananiasy le mpisorogna be, reo lôholona sasagny, ary mpikabary antsovina hoe Tertylo de nande taigny. Reo leila reo de nitondra fiampangana an'i Paoly takeo agnolôn'ny governora. Rafa nitsangana takeo agnolôn'ny governora i Paoly, de nanomboka niampanga an'azy i Tertylo ka nitare tamin'ny governora hoe: "Noho anao de managna fiadanana gedabe zahay, ary ny fahitanao de mitondra fagnovana tsara akeo amin'ny firenenay; ka am-pankasitrahana tanteraka no handraisanay ny ra daôly ze ataonao, ry Feliksa tsara ndrindra. \ No newline at end of file +\c 24 \v 1 Tafaran'ny dimy andro, Ananiasy le mpisorogna be, reo lôholona sasagny, ary mpikabary antsovina hoe Tertylo de nande taigny. Reo leila reo de nitondra fiampangana an'i Paoly takeo agnolôn'ny governora. \v 2 Rafa nitsangana takeo agnolôn'ny governora i Paoly, de nanomboka niampanga an'azy i Tertylo ka nitare tamin'ny governora hoe: "Noho anao de managna fiadanana gedabe zahay, ary ny fahitanao de mitondra fagnovana tsara akeo amin'ny firenenay; \v 3 ka am-pankasitrahana tanteraka no handraisanay ny ra daôly ze ataonao, ry Feliksa tsara ndrindra. \ No newline at end of file diff --git a/24/04.txt b/24/04.txt index eba9c96..90f8bc8 100644 --- a/24/04.txt +++ b/24/04.txt @@ -1 +1 @@ -\v 4 \v 5 \v 6 Mbô tsy hitanako an'nareo ela lôtra, de mangataka fotôna vetika aminareo za mbô hitaino anà am-pitonena. Fa io leila io de tazagnay fa mpagnakotaba ary raika ze nitazika ny Jiosy daôly manerana zao tontolo zao hikomy. Izy no mpitarika sekta Nazarena. Ary izy iany kô no niezaka ny handoto ny tempoly, ka de nosamborinay izy. (Fagnamarihana: Reo antontan-taratasy talô de nagnampy hoe: "Tenay ho tsaraina araka ny lalàna izy.") \ No newline at end of file +\v 4 Mbô tsy hitanako an'nareo ela lôtra, de mangataka fotôna vetika aminareo za mbô hitaino anà am-pitonena. \v 5 Fa io leila io de tazagnay fa mpagnakotaba ary raika ze nitazika ny Jiosy daôly manerana zao tontolo zao hikomy. Izy no mpitarika sekta Nazarena. \v 6 Ary izy iany kô no niezaka ny handoto ny tempoly, ka de nosamborinay izy. (Fagnamarihana: Reo antontan-taratasy talô de nagnampy hoe: "Tenay ho tsaraina araka ny lalàna izy.") \ No newline at end of file diff --git a/24/07.txt b/24/07.txt index 6d09249..8f48923 100644 --- a/24/07.txt +++ b/24/07.txt @@ -1 +1 @@ -\v 7 \v 8 \v 9 (Fagnamarihana: "Reo antontan-taratasy talô de ahitana akao amin'ny andininy faha fito 7 hoe: "Fa Lysia, mpiandraikitra, tonga ary niaka an'azy an-keriny takeo an-tagnanay.") Rafa magnontany an'i Paoly mikasika regny ra daôly regny anao, de ho fantatrao ny mikasika regny fiampangana nataonay momba an'azy regny." (Fagnamarihana: Reo antontan-taratasy talô de nagnampy akao amin'ny tapagny vôlôny amin'ny andinin'ny faha vaol 8 hoe: "Nandefa an'nay takeo aminao.") Reo Jiosy iany kô de nagnampy trotraka regny fiampangana regny ary nagnamafy fa marina avokô regny. \ No newline at end of file +\v 7 (Fagnamarihana: "Reo antontan-taratasy talô de ahitana akao amin'ny andininy faha fito 7 hoe: "Fa Lysia, mpiandraikitra, tonga ary niaka an'azy an-keriny takeo an-tagnanay.") \v 8 Rafa magnontany an'i Paoly mikasika regny ra daôly regny anao, de ho fantatrao ny mikasika regny fiampangana nataonay momba an'azy regny." (Fagnamarihana: Reo antontan-taratasy talô de nagnampy akao amin'ny tapagny vôlôny amin'ny andinin'ny faha vaol 8 hoe: "Nandefa an'nay takeo aminao.") \v 9 Reo Jiosy iany kô de nagnampy trotraka regny fiampangana regny ary nagnamafy fa marina avokô regny. \ No newline at end of file diff --git a/manifest.json b/manifest.json index 8ea4b43..3f24947 100644 --- a/manifest.json +++ b/manifest.json @@ -403,6 +403,9 @@ "23-31", "23-34", "24-title", + "24-01", + "24-04", + "24-07", "25-01", "25-04", "25-06",