plt-x-sihanaka_act_text_reg/24/24.txt

1 line
460 B
Plaintext

\v 24 Andro vitsivitsy tafaran'zany, de niverigna niaraka tamin'i Drosila vadiny i Feliksa, ze vevavy Jiosy, ka nalefa ho an'i Paoly izy ary naheno tamin'azy ny momba ny finoana akao amin'i Kristy Jesosy. \v 25 Fa rafa niady hevitra niaraka tamin'azy i Paoly momba ny fahamarinana, fahononan-tegna, sy ny fitsarana ho avy, de lasa raiki(tatra i Feliksa ka nitare hoe: "Mandehana manomboka zao. Fa rafa managna fahafana za afarafara akao, de handefa ho an'nao."