auto save
This commit is contained in:
parent
3d19b25795
commit
ca371b7859
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 1 \v 2 \v 3 Ny mpaminagny sandoka de tonga takeo amin'ny ôla, ary ny mpampianatra sandoka iany kô de ho avy akeo aminareo. Hitondra mangingina sain-diso mamotika zareo. Izy reo de mitondra fapotena malaky amin'izy reo. Betsaka no hagnaraka ny fijejojejoan'izy reo, ary amin'ny alalan'regny, ary amin'ny alalan'regny no hitenenan-dratsy ny lalan'ny famarinana. Amin'ny firegnana no hagnararaotany anareo miaraka amin'ny teny mamitaka. Tsy ho ela ny fanamelohana an'izy regny, tsy matory ny fapotehan'izy regny.
|
||||
\v 1 Ny mpaminagny sandoka de tonga takeo amin'ny ôla, ary ny mpampianatra sandoka iany kô de ho avy akeo aminareo. Hitondra mangingina sain-diso mamotika zareo. Izy reo de mitondra fapotena malaky amin'izy reo. \v 2 Betsaka no hagnaraka ny fijejojejoan'izy reo, ary amin'ny alalan'regny, ary amin'ny alalan'regny no hitenenan-dratsy ny lalan'ny famarinana. \v 3 Amin'ny firegnana no hagnararaotany anareo miaraka amin'ny teny mamitaka. Tsy ho ela ny fanamelohana an'izy regny, tsy matory ny fapotehan'izy regny.
|
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 4 \v 5 \v 6 Fa Andriamanitra tsy namindra fo an'reo anjely ze nanota. Fa kosa natolony ho amin'ny vilany tany izy reo mba ho vôtazona amin'ny gadran'ny famaizana mandra-piavin'ny fitsarana. (Fanamarihana: Ny dikan-teny talô sasagny de mivaky salan'zao: "Mba ho fatorana akao amin'ny lavaky ny famaizinana mandra-piavin'ny fitsarana.") Ary iany kô, tsy namela izao tontolo zao talô Izy. Fa kosa, namonjy an'i Noa ze mpitory ny famarinana, miaraka amin'ny fito hafa, rafa nitondra ny safo-drano tamin'ny ratsy fagna teto amin'zao tonotolo zao izy. Andriamanitra iany kô de nagnano reo tanànan'i Sodoma sy Gomora ho lavenona ary nanameloka an'azy reo ho amin'ny fahapotena, ho toy ny ôtra amin'ze hitranga amin'ny ratsy fagna.
|
||||
\v 4 Fa Andriamanitra tsy namindra fo an'reo anjely ze nanota. Fa kosa natolony ho amin'ny vilany tany izy reo mba ho vôtazona amin'ny gadran'ny famaizana mandra-piavin'ny fitsarana. (Fanamarihana: Ny dikan-teny talô sasagny de mivaky salan'zao: "Mba ho fatorana akao amin'ny lavaky ny famaizinana mandra-piavin'ny fitsarana.") \v 5 Ary iany kô, tsy namela izao tontolo zao talô Izy. Fa kosa, namonjy an'i Noa ze mpitory ny famarinana, miaraka amin'ny fito hafa, rafa nitondra ny safo-drano tamin'ny ratsy fagna teto amin'zao tonotolo zao izy. \v 6 Andriamanitra iany kô de nagnano reo tanànan'i Sodoma sy Gomora ho lavenona ary nanameloka an'azy reo ho amin'ny fahapotena, ho toy ny ôtra amin'ze hitranga amin'ny ratsy fagna.
|
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 7 \v 8 \v 9 Fa i Lota marina, ze nampahorena tamin'ny fitondran-tegnan'reo ôla tsy ara-dalàna tamin'ny fijejojejoana, de novonjen'Andriamanitra. Fa izany leila marina izany, ze niaigna niaraka tamin'izy reo isan'andro, de fadiranovana tamin'ny fagnain'ny fahamarinany no ze tazagny sy reigniny. Fantatry ny Tompo ny fomba hamonjena ireo ôla tsara fagna amin'reo fitsapana, sy ny fomba hitazomana reo ôla tsy marina ho amin'ny famaizana amin'ny andron'ny fitsarana.
|
||||
\v 7 Fa i Lota marina, ze nampahorena tamin'ny fitondran-tegnan'reo ôla tsy ara-dalàna tamin'ny fijejojejoana, de novonjen'Andriamanitra. \v 8 Fa izany leila marina izany, ze niaigna niaraka tamin'izy reo isan'andro, de fadiranovana tamin'ny fagnain'ny fahamarinany no ze tazagny sy reigniny. \v 9 Fantatry ny Tompo ny fomba hamonjena ireo ôla tsara fagna amin'reo fitsapana, sy ny fomba hitazomana reo ôla tsy marina ho amin'ny famaizana amin'ny andron'ny fitsarana.
|
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 10 \v 11 Marina indrindra zany ho an'reo ze manoy amin'ny fagniriana ratsin'ny nofo sy magnano tsinontsinona ny faefana. Sahy sy mitompo teny fatratra zareo. Izy reo de tsy mataotra hitare ratsy reo be voninahitra. Reo anjely de magnana hery sy faefagna goavana, fa zareo de tsy mitondra fitsarana maniratsira manoitra an'azy reo amin'ny Tompo.
|
||||
\v 10 Marina indrindra zany ho an'reo ze manoy amin'ny fagniriana ratsin'ny nofo sy magnano tsinontsinona ny faefana. Sahy sy mitompo teny fatratra zareo. Izy reo de tsy mataotra hitare ratsy reo be voninahitra. \v 11 Reo anjely de magnana hery sy faefagna goavana, fa zareo de tsy mitondra fitsarana maniratsira manoitra an'azy reo amin'ny Tompo.
|
Loading…
Reference in New Issue