plt-x-sihanaka_2pe_text_reg/02/01.txt

1 line
514 B
Plaintext

\v 1 Ny mpaminagny sandoka de tonga takeo amin'ny ôla, ary ny mpampianatra sandoka iany kô de ho avy akeo aminareo. Hitondra mangingina sain-diso mamotika zareo. Izy reo de mitondra fapotena malaky amin'izy reo. \v 2 Betsaka no hagnaraka ny fijejojejoan'izy reo, ary amin'ny alalan'regny, ary amin'ny alalan'regny no hitenenan-dratsy ny lalan'ny famarinana. \v 3 Amin'ny firegnana no hagnararaotany anareo miaraka amin'ny teny mamitaka. Tsy ho ela ny fanamelohana an'izy regny, tsy matory ny fapotehan'izy regny.