plt-x-sihanaka_2pe_text_reg/02/07.txt

1 line
471 B
Plaintext

\v 7 Fa i Lota marina, ze nampahorena tamin'ny fitondran-tegnan'reo ôla tsy ara-dalàna tamin'ny fijejojejoana, de novonjen'Andriamanitra. \v 8 Fa izany leila marina izany, ze niaigna niaraka tamin'izy reo isan'andro, de fadiranovana tamin'ny fagnain'ny fahamarinany no ze tazagny sy reigniny. \v 9 Fantatry ny Tompo ny fomba hamonjena ireo ôla tsara fagna amin'reo fitsapana, sy ny fomba hitazomana reo ôla tsy marina ho amin'ny famaizana amin'ny andron'ny fitsarana.