Mon Mar 16 2020 15:14:28 GMT+0300 (E. Africa Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-03-16 15:14:29 +03:00
parent a0a1a1f185
commit 678ba5df2b
3 changed files with 5 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 13 \v 15 Fa iay managny fagnahin'gne finoagny mitovy araky izay voasoratry hoe:\v 14 "Nino iao, da nizaka iao." Mino avokoa iay,da nizaka avokoa iay. Fantatrinay fa gne raiky nanangagny e Tompo Jesosy da hanangagny antsika avokoa miaraky amin'i Jesosy. Fantatrinay fa hitondra anay miaraky aminareo amin'gne fanatrehagny Izy. Gne ra marobe da ho anareo mba, arakin'gne fahasoavagny voaparitaky tamin'gne olo maro, gne hitomboan'gne fanomezam-pisaoragny amin'e voninahitr'Andriamanitry.
\v 13 Fa iay managny fagnahin'gne finoagny mitovy araky izay voasoratry hoe: \v 14 "Nino iao, da nizaka iao." Mino avokoa iay,da nizaka avokoa iay. Fantatrinay fa gne raiky nanangagny e Tompo Jesosy da hanangagny antsika avokoa miaraky amin'i Jesosy. Fantatrinay fa hitondra anay miaraky aminareo amin'gne fanatrehagny Izy. \v 15 Gne ra marobe da ho anareo mba, arakin'gne fahasoavagny voaparitaky tamin'gne olo maro, gne hitomboan'gne fanomezam-pisaoragny amin'e voninahitr'Andriamanitry.

View File

@ -1 +1 @@
\v 16 \v 17 \v 18 Noho izany da tsy ho kivy iay. Ndre malemy hivelany aza iay, da havaozigny isan'andro isan'andro gne agnatinay. Fa amin'izao andro mandalo izao, gne fahoriagny maivagny da manomagny anay ho amin'gne lanjan'e voninahitry maharitry mandrakizay izay mihoatry gne fandanjagny rehetra. Fa isika tsy magnety gne ra hita, fa gne ra tsy hita. Gne ra hitatsika da tsy maharitry, fa gne tsy hita da maharitry mandrakizay.
\v 16 Noho izany da tsy ho kivy iay. Ndre malemy hivelany aza iay, da havaozigny isan'andro isan'andro gne agnatinay. \v 17 Fa amin'izao andro mandalo izao, gne fahoriagny maivagny da manomagny anay ho amin'gne lanjan'e voninahitry maharitry mandrakizay izay mihoatry gne fandanjagny rehetra. \v 18 Fa isika tsy magnety gne ra hita, fa gne ra tsy hita. Gne ra hitatsika da tsy maharitry, fa gne tsy hita da maharitry mandrakizay.

View File

@ -75,6 +75,9 @@
"04-05",
"04-07",
"04-11",
"04-13",
"04-16",
"05-title",
"05-01",
"05-04",
"05-09",