plt-x-antaifasy_2co_text_reg/04/16.txt

1 line
432 B
Plaintext

\v 16 Noho izany da tsy ho kivy iay. Ndre malemy hivelany aza iay, da havaozigny isan'andro isan'andro gne agnatinay. \v 17 Fa amin'izao andro mandalo izao, gne fahoriagny maivagny da manomagny anay ho amin'gne lanjan'e voninahitry maharitry mandrakizay izay mihoatry gne fandanjagny rehetra. \v 18 Fa isika tsy magnety gne ra hita, fa gne ra tsy hita. Gne ra hitatsika da tsy maharitry, fa gne tsy hita da maharitry mandrakizay.