diff --git a/04/13.txt b/04/13.txt index 06ee4eb..8a0e29e 100644 --- a/04/13.txt +++ b/04/13.txt @@ -1 +1 @@ -\v 13 \v 15 Fa iay managny fagnahin'gne finoagny mitovy araky izay voasoratry hoe:\v 14 "Nino iao, da nizaka iao." Mino avokoa iay,da nizaka avokoa iay. Fantatrinay fa gne raiky nanangagny e Tompo Jesosy da hanangagny antsika avokoa miaraky amin'i Jesosy. Fantatrinay fa hitondra anay miaraky aminareo amin'gne fanatrehagny Izy. Gne ra marobe da ho anareo mba, arakin'gne fahasoavagny voaparitaky tamin'gne olo maro, gne hitomboan'gne fanomezam-pisaoragny amin'e voninahitr'Andriamanitry. \ No newline at end of file +\v 13 Fa iay managny fagnahin'gne finoagny mitovy araky izay voasoratry hoe: \v 14 "Nino iao, da nizaka iao." Mino avokoa iay,da nizaka avokoa iay. Fantatrinay fa gne raiky nanangagny e Tompo Jesosy da hanangagny antsika avokoa miaraky amin'i Jesosy. Fantatrinay fa hitondra anay miaraky aminareo amin'gne fanatrehagny Izy. \v 15 Gne ra marobe da ho anareo mba, arakin'gne fahasoavagny voaparitaky tamin'gne olo maro, gne hitomboan'gne fanomezam-pisaoragny amin'e voninahitr'Andriamanitry. \ No newline at end of file diff --git a/04/16.txt b/04/16.txt index c422a4a..45be05f 100644 --- a/04/16.txt +++ b/04/16.txt @@ -1 +1 @@ -\v 16 \v 17 \v 18 Noho izany da tsy ho kivy iay. Ndre malemy hivelany aza iay, da havaozigny isan'andro isan'andro gne agnatinay. Fa amin'izao andro mandalo izao, gne fahoriagny maivagny da manomagny anay ho amin'gne lanjan'e voninahitry maharitry mandrakizay izay mihoatry gne fandanjagny rehetra. Fa isika tsy magnety gne ra hita, fa gne ra tsy hita. Gne ra hitatsika da tsy maharitry, fa gne tsy hita da maharitry mandrakizay. \ No newline at end of file +\v 16 Noho izany da tsy ho kivy iay. Ndre malemy hivelany aza iay, da havaozigny isan'andro isan'andro gne agnatinay. \v 17 Fa amin'izao andro mandalo izao, gne fahoriagny maivagny da manomagny anay ho amin'gne lanjan'e voninahitry maharitry mandrakizay izay mihoatry gne fandanjagny rehetra. \v 18 Fa isika tsy magnety gne ra hita, fa gne ra tsy hita. Gne ra hitatsika da tsy maharitry, fa gne tsy hita da maharitry mandrakizay. \ No newline at end of file diff --git a/manifest.json b/manifest.json index 007c644..285ea4e 100644 --- a/manifest.json +++ b/manifest.json @@ -75,6 +75,9 @@ "04-05", "04-07", "04-11", + "04-13", + "04-16", + "05-title", "05-01", "05-04", "05-09",