Mon Mar 16 2020 13:03:33 GMT+0300 (E. Africa Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-03-16 13:03:33 +03:00
parent 22d2ed5028
commit 405b355bf7
5 changed files with 8 additions and 4 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 10 \v 11 Ra mamela olo anareo, mamela anizany olo izany avokoa iao. Gne navelako- ranamela gne ra marobe iao- izany famelana izany da fitiavagny anareo amin'gne fanatrehan'i Kristy. Izany da mbatsy hamitahan'gne Satana anay. Satria iay da mahafantatry gne drafiny.
\v 10 Ra mamela olo anareo, mamela anizany olo izany avokoa iao. Gne navelako- ranamela gne ra marobe iao- izany famelana izany da fitiavagny anareo amin'gne fanatrehan'i Kristy. \v 11 Izany da mbatsy hamitahan'gne Satana anay. Satria iay da mahafantatry gne drafiny.

View File

@ -1 +1 @@
\v 12 \v 13 Nisokatry ho ana gne varangaragny tamin'e Tompo rehefa tonga tamin'gne tanàn-dehibe an'i Troasy nitory gne filazantsara an'i Kristy tagny. Ndreizany aza, tsy nanagny fiadanan-tsaigny iao, satria tsy nahita gne ralako Titosy tagny. Arakaizany, niala andreo iao da nandea niverigny ta Makadonia.
\v 12 Nisokatry ho ana gne varangaragny tamin'e Tompo rehefa tonga tamin'gne tanàn-dehibe an'i Troasy nitory gne filazantsara an'i Kristy tagny. \v 13 Ndreizany aza, tsy nanagny fiadanan-tsaigny iao, satria tsy nahita gne ralako Titosy tagny. Arakaizany, niala andreo iao da nandea niverigny ta Makadonia.

View File

@ -1 +1 @@
\v 14 \v 15 Fa fisaoragny anie ho an'Andriamanitry, izay amini'i Kristy mitariky anay mandrakariva aminin'gne fandresena. Amin'gne alalantsika da haeliny ndre aia ndre aia gne hanitry mamin'gne fahalalagny anazy.. Fa iay da hanitry mamin'i Kristy an'Andriamanitry, na tamin'gne novonjena sy tamin-dreo izay ho faty.
\v 14 Fa fisaoragny anie ho an'Andriamanitry, izay amini'i Kristy mitariky anay mandrakariva aminin'gne fandresena. Amin'gne alalantsika da haeliny ndre aia ndre aia gne hanitry mamin'gne fahalalagny anazy.. \v 15 Fa iay da hanitry mamin'i Kristy an'Andriamanitry, na tamin'gne novonjena sy tamin-dreo izay ho faty.

View File

@ -1 +1 @@
\v 16 \v 17 Ho an'gne olo izay ho faty, izany da hanitry avy amin'gne fahafatesagny ho amin'gne fahafatesagny. Ho an'gne sasany izay novonjegny, da hanitry avy amin'gne fiainagny ao amin'gne fiainagny. Ia gne mendriky amin'io ra io? Fa iay da tsy mitovy amin'gne olo maro izay mivarotry gne zakan'Andriamanitry mba ahazoagny tombony. F'izy, amin'gne fahadiovam-po, gne hikoragnanay amin'i Kristy, satria nalefa avy amin'Andriamanitry iay, tamin'gne fahitan'Andriamanitry.
\v 16 Ho an'gne olo izay ho faty, izany da hanitry avy amin'gne fahafatesagny ho amin'gne fahafatesagny. Ho an'gne sasany izay novonjegny, da hanitry avy amin'gne fiainagny ao amin'gne fiainagny. Ia gne mendriky amin'io ra io? \v 17 Fa iay da tsy mitovy amin'gne olo maro izay mivarotry gne zakan'Andriamanitry mba ahazoagny tombony. F'izy, amin'gne fahadiovam-po, gne hikoragnanay amin'i Kristy, satria nalefa avy amin'Andriamanitry iay, tamin'gne fahitan'Andriamanitry.

View File

@ -56,6 +56,10 @@
"02-01",
"02-03",
"02-05",
"02-08",
"02-10",
"02-12",
"02-14",
"05-01",
"05-04",
"05-09",