Mon Mar 16 2020 13:01:33 GMT+0300 (E. Africa Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-03-16 13:01:33 +03:00
parent 3434221e07
commit 22d2ed5028
6 changed files with 9 additions and 4 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 1 \v 2 Fa nanapa-kevitry gne tsy agnatogny anareo koa gne tegnako aminin'gne fotoam-pangirifiriagny. Ra niteraky alahelo anreo iao, ia gne hafaky mampifaly ana akotrin'gne raiky noratraiko avao?
\c 2 \v 1 Fa nanapa-kevitry gne tsy agnatogny anareo koa gne tegnako aminin'gne fotoam-pangirifiriagny. \v 2 Ra niteraky alahelo anreo iao, ia gne hafaky mampifaly ana akotrin'gne raiky noratraiko avao?

View File

@ -1 +1 @@
\v 3 \v 4 Nanoratry iao ako gne naniko mba tsy ho voaratry gne tokony nampifaly ana rehefa tonga taminareo. Iao da managny fahatokisagny gne aminareo marobe fa gne fifaliako da fifaliagny mitovy amin'gne anareo marobe. Fa nanoratry ho anareo iao avy aminin'gne fahoriagny zakabe, miaraky aminin'gne fangirifirian'e fo, sady miaraky aminin'gne ranomaso be. Tsy ta ampalahelo anareo iao. F'izy, ta ampahafantatry anareo gne alalin'gne fitiavagny izay anagnako ho anareo.
\v 3 Nanoratry iao ako gne naniko mba tsy ho voaratry gne tokony nampifaly ana rehefa tonga taminareo. Iao da managny fahatokisagny gne aminareo marobe fa gne fifaliako da fifaliagny mitovy amin'gne anareo marobe. \v 4 Fa nanoratry ho anareo iao avy aminin'gne fahoriagny zakabe, miaraky aminin'gne fangirifirian'e fo, sady miaraky aminin'gne ranomaso be. Tsy ta ampalahelo anareo iao. F'izy, ta ampahafantatry anareo gne alalin'gne fitiavagny izay anagnako ho anareo.

View File

@ -1 +1 @@
\v 5 \v 6 \v 7 Ra nisy olo niteraky alahelo, tsy niteraky anizany tamina avao izy, fa amin'gne endriky hafa-tsy hanitaragny loatry izany-aminareo marobe. Ampy gne fagnasaziagny nanin'gne maro an'isa io olo io. Ka amin'izao ra tokony ho fagnasaziagny, anareo da tokony hamela heloky sy hampionogny anazy. Anio izany mba tsy handifotry anazy amin'gne alehelo be lotry.
\v 5 Ra nisy olo niteraky alahelo, tsy niteraky anizany tamina avao izy, fa amin'gne endriky hafa-tsy hanitaragny loatry izany-aminareo marobe. \v 6 Ampy gne fagnasaziagny nanin'gne maro an'isa io olo io. \v 7 Ka amin'izao ra tokony ho fagnasaziagny, anareo da tokony hamela heloky sy hampionogny anazy. Anio izany mba tsy handifotry anazy amin'gne alehelo be lotry.

View File

@ -1 +1 @@
\v 8 \v 9 Noho izany mankahery anreo iao mba hagnamafy ampahibe-maso gne fitiavanareo Anazy. Izany gne antony nanoratako, amon'izay mba mety hitsapako anareo sady ahafantarako na mankatoa amin'gne ra marobe anareo.
\v 8 Noho izany mankahery anreo iao mba hagnamafy ampahibe-maso gne fitiavanareo Anazy. \v 9 Izany gne antony nanoratako, amon'izay mba mety hitsapako anareo sady ahafantarako na mankatoa amin'gne ra marobe anareo.

1
02/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 2

View File

@ -52,6 +52,10 @@
"01-19",
"01-21",
"01-23",
"02-title",
"02-01",
"02-03",
"02-05",
"05-01",
"05-04",
"05-09",