|
\v 10 Ra mamela olo anareo, mamela anizany olo izany avokoa iao. Gne navelako- ranamela gne ra marobe iao- izany famelana izany da fitiavagny anareo amin'gne fanatrehan'i Kristy. \v 11 Izany da mbatsy hamitahan'gne Satana anay. Satria iay da mahafantatry gne drafiny. |