diff --git a/02/10.txt b/02/10.txt index fc9bd15..9c37940 100644 --- a/02/10.txt +++ b/02/10.txt @@ -1 +1 @@ -\v 10 \v 11 Ra mamela olo anareo, mamela anizany olo izany avokoa iao. Gne navelako- ranamela gne ra marobe iao- izany famelana izany da fitiavagny anareo amin'gne fanatrehan'i Kristy. Izany da mbatsy hamitahan'gne Satana anay. Satria iay da mahafantatry gne drafiny. \ No newline at end of file +\v 10 Ra mamela olo anareo, mamela anizany olo izany avokoa iao. Gne navelako- ranamela gne ra marobe iao- izany famelana izany da fitiavagny anareo amin'gne fanatrehan'i Kristy. \v 11 Izany da mbatsy hamitahan'gne Satana anay. Satria iay da mahafantatry gne drafiny. \ No newline at end of file diff --git a/02/12.txt b/02/12.txt index 84af8a2..206faa1 100644 --- a/02/12.txt +++ b/02/12.txt @@ -1 +1 @@ -\v 12 \v 13 Nisokatry ho ana gne varangaragny tamin'e Tompo rehefa tonga tamin'gne tanàn-dehibe an'i Troasy nitory gne filazantsara an'i Kristy tagny. Ndreizany aza, tsy nanagny fiadanan-tsaigny iao, satria tsy nahita gne ralako Titosy tagny. Arakaizany, niala andreo iao da nandea niverigny ta Makadonia. \ No newline at end of file +\v 12 Nisokatry ho ana gne varangaragny tamin'e Tompo rehefa tonga tamin'gne tanàn-dehibe an'i Troasy nitory gne filazantsara an'i Kristy tagny. \v 13 Ndreizany aza, tsy nanagny fiadanan-tsaigny iao, satria tsy nahita gne ralako Titosy tagny. Arakaizany, niala andreo iao da nandea niverigny ta Makadonia. \ No newline at end of file diff --git a/02/14.txt b/02/14.txt index fd7fa55..be57d26 100644 --- a/02/14.txt +++ b/02/14.txt @@ -1 +1 @@ -\v 14 \v 15 Fa fisaoragny anie ho an'Andriamanitry, izay amini'i Kristy mitariky anay mandrakariva aminin'gne fandresena. Amin'gne alalantsika da haeliny ndre aia ndre aia gne hanitry mamin'gne fahalalagny anazy.. Fa iay da hanitry mamin'i Kristy an'Andriamanitry, na tamin'gne novonjena sy tamin-dreo izay ho faty. \ No newline at end of file +\v 14 Fa fisaoragny anie ho an'Andriamanitry, izay amini'i Kristy mitariky anay mandrakariva aminin'gne fandresena. Amin'gne alalantsika da haeliny ndre aia ndre aia gne hanitry mamin'gne fahalalagny anazy.. \v 15 Fa iay da hanitry mamin'i Kristy an'Andriamanitry, na tamin'gne novonjena sy tamin-dreo izay ho faty. \ No newline at end of file diff --git a/02/16.txt b/02/16.txt index 35db33f..87f3a09 100644 --- a/02/16.txt +++ b/02/16.txt @@ -1 +1 @@ -\v 16 \v 17 Ho an'gne olo izay ho faty, izany da hanitry avy amin'gne fahafatesagny ho amin'gne fahafatesagny. Ho an'gne sasany izay novonjegny, da hanitry avy amin'gne fiainagny ao amin'gne fiainagny. Ia gne mendriky amin'io ra io? Fa iay da tsy mitovy amin'gne olo maro izay mivarotry gne zakan'Andriamanitry mba ahazoagny tombony. F'izy, amin'gne fahadiovam-po, gne hikoragnanay amin'i Kristy, satria nalefa avy amin'Andriamanitry iay, tamin'gne fahitan'Andriamanitry. \ No newline at end of file +\v 16 Ho an'gne olo izay ho faty, izany da hanitry avy amin'gne fahafatesagny ho amin'gne fahafatesagny. Ho an'gne sasany izay novonjegny, da hanitry avy amin'gne fiainagny ao amin'gne fiainagny. Ia gne mendriky amin'io ra io? \v 17 Fa iay da tsy mitovy amin'gne olo maro izay mivarotry gne zakan'Andriamanitry mba ahazoagny tombony. F'izy, amin'gne fahadiovam-po, gne hikoragnanay amin'i Kristy, satria nalefa avy amin'Andriamanitry iay, tamin'gne fahitan'Andriamanitry. \ No newline at end of file diff --git a/manifest.json b/manifest.json index 4400d92..bbfa367 100644 --- a/manifest.json +++ b/manifest.json @@ -56,6 +56,10 @@ "02-01", "02-03", "02-05", + "02-08", + "02-10", + "02-12", + "02-14", "05-01", "05-04", "05-09",