auto save
This commit is contained in:
parent
baef3f46e8
commit
6256a560ae
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Tsa nahazo alalagna ny hamono an'io olona io iary zareo, fa hampijaly an'iary zareo mandrapa-tapitra ny dimy volana my. Ny fanaitaigna
|
||||
Tsa nahazo alalagna ny hamono an'io olona io iary zareo, fa hampijaly an'iary zareo mandrapa-tapitra ny dimy volana my. Ny fanaitaignan'iary zareo de kara ny fagnkeran'ny hala ndreka magnekitra olona. Aimin'izany andro izany de hiaragna fahafatesana ny olona, fa tsy ahita an'izany. Tena te ho faty iary zareo, nefa hilefa an'iary zareo ny fahafatesana. Kara ny sôvaly nomagnina
|
Loading…
Reference in New Issue