diff --git a/09/05.txt b/09/05.txt index 0e127d4..bcc6508 100644 --- a/09/05.txt +++ b/09/05.txt @@ -1 +1 @@ -Tsa nahazo alalagna ny hamono an'io olona io iary zareo, fa hampijaly an'iary zareo mandrapa-tapitra ny dimy volana my. Ny fanaitaigna \ No newline at end of file +Tsa nahazo alalagna ny hamono an'io olona io iary zareo, fa hampijaly an'iary zareo mandrapa-tapitra ny dimy volana my. Ny fanaitaignan'iary zareo de kara ny fagnkeran'ny hala ndreka magnekitra olona. Aimin'izany andro izany de hiaragna fahafatesana ny olona, fa tsy ahita an'izany. Tena te ho faty iary zareo, nefa hilefa an'iary zareo ny fahafatesana. Kara ny sôvaly nomagnina \ No newline at end of file