-x-antambahoaka_rev_text_reg/09/05.txt

1 line
379 B
Plaintext

Tsa nahazo alalagna ny hamono an'io olona io iary zareo, fa hampijaly an'iary zareo mandrapa-tapitra ny dimy volana my. Ny fanaitaignan'iary zareo de kara ny fagnkeran'ny hala ndreka magnekitra olona. Aimin'izany andro izany de hiaragna fahafatesana ny olona, fa tsy ahita an'izany. Tena te ho faty iary zareo, nefa hilefa an'iary zareo ny fahafatesana. Kara ny sôvaly nomagnina