auto save
This commit is contained in:
parent
ae5e069db2
commit
0e5be4509d
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 18 \v 19 \v 20 Vita tamina jaspy i rindrigna igny de tamina volamena tsisy fagnarony, kara ny fitaratra madio. Ny fototra ny rindrigna igny de nasena tamin'iregny karazagna vato sarobidy marobe. Ny vôlohany de jaspy, ny faharoy safira, ny fahatelo kalkedôna, ny fahaefatra emeralda, ny fahadimy sardôniksa, ny fahenina, karneôla, ny fahafito krysôlita, ny fahavalo beryla, ny fahasivy tôpaza, ny fahafolo krysôprasô, ny faha raika ambiny folo jacinta, ny faha roy ambiny folo ametysta.
|
||||
\v 18 Vita tamina jaspy i rindrigna igny de tamina volamena tsisy fagnarony, kara ny fitaratra madio. \v 19 Ny fototra ny rindrigna igny de nasena tamin'iregny karazagna vato sarobidy marobe. Ny vôlohany de jaspy, ny faharoy safira, ny fahatelo kalkedôna, ny fahaefatra emeralda,\v 20 ny fahadimy sardôniksa, ny fahenina, karneôla, ny fahafito krysôlita, ny fahavalo beryla, ny fahasivy tôpaza, ny fahafolo krysôprasô, ny faha raika ambiny folo jacinta, ny faha roy ambiny folo ametysta.
|
Loading…
Reference in New Issue