auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD006 2019-11-23 15:09:38 +03:00 committed by root
parent fa3c3e9498
commit ae5e069db2
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 18 \v 19 \v 20 Vita tamina jaspy i rindrigna igny de tamina volamena tsisy fagnarony, kara ny fitaratra madio. Ny fototra ny rindrigna igny de nasena tamin'iregny karazagna vato sarobidy marobe. Ny vôlohany de jaspy, ny faharoy safira, ny fahatelo kalkedôna, ny fahaefatra emeralda, ny fahadimy sardôniksa, ny fahenina, karneôla, ny fahafito krysôlita, ny fahavalo beryla, ny fahasivy tôpaza, ny fahafolo krysôprasô, ny faha raika ambin
\v 18 \v 19 \v 20 Vita tamina jaspy i rindrigna igny de tamina volamena tsisy fagnarony, kara ny fitaratra madio. Ny fototra ny rindrigna igny de nasena tamin'iregny karazagna vato sarobidy marobe. Ny vôlohany de jaspy, ny faharoy safira, ny fahatelo kalkedôna, ny fahaefatra emeralda, ny fahadimy sardôniksa, ny fahenina, karneôla, ny fahafito krysôlita, ny fahavalo beryla, ny fahasivy tôpaza, ny fahafolo krysôprasô, ny faha raika ambiny folo jacinta, ny faha roy ambiny folo ametysta.