From 0e5be4509d9321c5b1cc30bc90c48b9c80ddc049 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: PLT-MAD006 <> Date: Sat, 23 Nov 2019 15:24:46 +0300 Subject: [PATCH] auto save --- 21/18.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/21/18.txt b/21/18.txt index 8afc0f2..a14b942 100644 --- a/21/18.txt +++ b/21/18.txt @@ -1 +1 @@ -\v 18 \v 19 \v 20 Vita tamina jaspy i rindrigna igny de tamina volamena tsisy fagnarony, kara ny fitaratra madio. Ny fototra ny rindrigna igny de nasena tamin'iregny karazagna vato sarobidy marobe. Ny vôlohany de jaspy, ny faharoy safira, ny fahatelo kalkedôna, ny fahaefatra emeralda, ny fahadimy sardôniksa, ny fahenina, karneôla, ny fahafito krysôlita, ny fahavalo beryla, ny fahasivy tôpaza, ny fahafolo krysôprasô, ny faha raika ambiny folo jacinta, ny faha roy ambiny folo ametysta. \ No newline at end of file +\v 18 Vita tamina jaspy i rindrigna igny de tamina volamena tsisy fagnarony, kara ny fitaratra madio. \v 19 Ny fototra ny rindrigna igny de nasena tamin'iregny karazagna vato sarobidy marobe. Ny vôlohany de jaspy, ny faharoy safira, ny fahatelo kalkedôna, ny fahaefatra emeralda,\v 20 ny fahadimy sardôniksa, ny fahenina, karneôla, ny fahafito krysôlita, ny fahavalo beryla, ny fahasivy tôpaza, ny fahafolo krysôprasô, ny faha raika ambiny folo jacinta, ny faha roy ambiny folo ametysta. \ No newline at end of file